FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Hoy anefa ny olona tamin’i Saoly: “Ho faty ve i Jonatana, izay nanao izao famonjena lehibe+ teo amin’ny Israely izao? Sanatria izany!+ Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia tsy hisy ho latsaka amin’ny tany na dia ny singam-bolony iray aza.+ Fa niara-niasa tamin’Andriamanitra izy androany.”+ Toy izany no nanavotan’ny+ olona an’i Jonatana, ka tsy maty izy.

  • 1 Samoela 18:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+

  • 2 Samoela 1:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nahatehotia sy nahafinaritra i Saoly sy Jonatana+ fony fahavelony,

      Ary tsy nisaraka na teo amin’ny fahafatesany aza.+

      Haingam-pandeha noho ny voromahery izy ireo,+

      Ary mahery noho ny liona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara