FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy i Davida tamin’i Ahimeleka Hetita+ sy Abisay+ zanak’i Zeroia,+ rahalahin’i Joaba: “Iza no hidina hiaraka amiko hankeny amin’i Saoly ao an-toby?” Dia hoy i Abisay: “Hiaraka aminao aho.”+

  • 2 Samoela 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tany koa izy telo mirahalahy zanak’i Zeroia:+ I Joaba+ sy Abisay+ ary Asahela.+ Ary haingam-pandeha toy ny gazela+ any an-tsaha i Asahela.

  • 2 Samoela 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nalefan’i Davida ny olona, ka ny ampahatelony+ nataony teo ambany fitarihan’i Joaba,+ ny ampahatelony kosa teo ambany fitarihan’i Abisay+ zanak’i Zeroia, rahalahin’i Joaba,+ ary ny ampahatelony teo ambany fitarihan’i Itahy+ Gatita. Ary hoy ny mpanjaka tamin’ny olona: “Hiaraka aminareo koa aho.”

  • 2 Samoela 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary i Abisay+ rahalahin’i Joaba, zanak’i Zeroia,+ no lehiben’izy telopolo lahy. Izy no nanambana tamin’ny lefony ny telonjato lahy ka namono an’ireo. Ary nalaza toa an’ireo telo lahy ihany izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara