FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Fantatrao tsara ankehitriny ary raketo ao am-ponao fa i Jehovah no tena Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany,+ ary tsy misy afa-tsy izy.+

  • Josoa 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa rehefa renay izany, dia nihorohoro ny fonay+ ary efa tsy manana herim-po hiadiana intsony izahay rehetra noho ny aminareo.+ Fa i Jehovah Andriamanitrareo dia Andriamanitra any amin’ny lanitra ambony sy etỳ amin’ny tany ambany.+

  • 1 Mpanjaka 8:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ary hoy izy: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely+ ô, tsy misy Andriamanitra tahaka anao+ any amin’ny lanitra ambony na etỳ amin’ny tany ambany, fa manaja fifanekena ianao, ary maneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ amin’izay manompo anao+ amin’ny fony manontolo.+

  • Matio 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Koa mivavaha toy izao ianareo:+

      “‘Rainay izay any an-danitra, hohamasinina+ anie ny anaranao!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara