Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ 1 Samoela 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+ 2 Samoela 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa lehibe tokoa ianao,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa tsy misy tahaka anao,+ ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao+ amin’izay rehetra efa renay. Salamo 86:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy misy andriamanitra toa anao, Jehovah ô!+Ary tsy misy mahavita asa sahala amin’izay vitanao.+ Jeremia 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy misy toa anao mihitsy, Jehovah ô!+ Lehibe ianao, ary be voninahitra sy mahery ny anaranao.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
2 Tsy misy masina tahaka an’i Jehovah, satria tsy misy Andriamanitra ankoatra anao,+Ary tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.+
22 Koa lehibe tokoa ianao,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Fa tsy misy tahaka anao,+ ary tsy misy Andriamanitra ankoatra anao+ amin’izay rehetra efa renay.
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+