FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy aminao ny harena+ sy ny voninahitra,+ ary ianao no manjaka+ amin’ny zava-drehetra. Eo am-pelatananao ny hery+ sy ny tanjaka,+ ary ny tananao no manandratra+ sy manatanjaka ny rehetra.+

  • Salamo 62:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Indray mandeha no nitenenan’Andriamanitra, ary indroa no nandrenesako hoe:+

      An’Andriamanitra ny hery.+

  • Isaia 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+

  • Isaia 40:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Toy ny rano indray mitete avy amin’ny siny ireo firenena, ary toy ny vovoka manify eo amin’ny mizana no fiheverana azy.+ Manainga an’ireo nosy izy,+ toy ny manainga vovoka madinika.

  • Daniela 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara