9 I Jehovah Tompon’ny tafika no nandray izany fanapahan-kevitra izany,+ mba hanazimbazimbana ny fireharehana noho ny hatsaran-tarehy rehetra,+ sy mba hanaovana tsinontsinona ny olo-manan-kaja rehetra eto an-tany.+
25Ianao no Andriamanitro, Jehovah ô!+ Mankalaza anao aho+ ary midera ny anaranao,+ fa nanao zava-mahagaga+ sy nanatanteraka izay nokasainao+ hatry ny ela ianao, satria tsy mivadika+ sy mendri-pitokisana+ foana.