-
Nomery 11:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia nidina i Jehovah, ary tao anaty rahona+ izy tamin’izay, ka niresaka tamin’i Mosesy.+ Ary nakany ny fanahy+ tao amin’i Mosesy ka nataony tao amin’ny tsirairay tamin’ireo anti-panahy fitopolo. Koa raha vao nitoeran’ny fanahy* izy ireo, dia nanao hoatran’ny mpaminany. Tsy namerina nanao izany intsony anefa izy ireo.+
-
-
2 Tantara 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia tonga+ tamin’i* Zakaria+ zanak’i Joiada+ mpisorona ny fanahin’Andriamanitra,*+ ka nitsangana teo amin’ny toerana avo kokoa noho izay nisy ny vahoaka izy, ary niteny hoe: “Izao no nolazain’ilay tena Andriamanitra: ‘Nahoana ianareo no mandika ny didin’i Jehovah? Tsy hahomby ianareo amin’izany.+ Nahafoy an’i Jehovah ianareo, ka mba hafoiny koa.’”+
-