FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+

  • 1 Mpanjaka 7:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary natsangany ireo andrin’ny+ tilikambo fidirana mankao amin’ny+ tempoly. Natsangany ny andry ankavanana ary nantsoiny hoe Jakina. Avy eo dia natsangany ny andry ankavia ary nantsoiny hoe Boaza.

  • 2 Mpanjaka 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina varahina+ izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina tamin’ireny.+

  • 2 Tantara 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izy no nanao ny andry roa+ sy ny loha andry boribory+ izay teo an-tampon’ny andry roa, sy ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry boribory roa izay teo an-tampon’ireo andry;

  • Apokalypsy 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Izay mandresy, dia hataoko andry+ ao amin’ny tempolin’Andriamanitro,+ ary tsy hiala ao intsony mihitsy izy. Ary hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao+ izay midina avy any an-danitra avy any amin’Andriamanitro, ary hosoratako eo koa ilay anarako vaovao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara