17 Dia hoy i Jesosy: “Aza mamikitra amiko fa mbola tsy niakatra tany amin’ny Ray aho. Fa mandehana any amin’ny rahalahiko+ ary lazao aminy hoe: ‘Miakatra ho any amin’ny Raiko+ sy ny Rainareo aho, ary ho any amin’Andriamanitro+ sy Andriamanitrareo.’”+
5 dia aorina ho trano ara-panahy+ ianareo, izay vato velona koa, mba ho mpisorona masina, ka hanolotra sorona ara-panahy+ ankasitrahan’Andriamanitra, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.+