FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary teo an-tampon’ny andry roa ireo loha andry, sady teo akaikin’ilay kibony, izay voahodidin’ireo harato. Ampongabendanitra+ roanjato natao roa andalana no nanodidina ny loha andry tsirairay.

  • 2 Mpanjaka 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Valo ambin’ny folo hakiho+ ny haavon’ny andry tsirairay. Varahina ny loha andry+ teo amboniny, ary telo hakiho ny haavon’ny loha andry. Ary varahina daholo ny harato nifampidipiditra sy ny ampongabendanitra+ nanodidina ny loha andry. Nisy toy izany koa teo ambonin’ny harato nifampidipiditra, teo amin’ilay andry faharoa.

  • 2 Tantara 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 ny ampongabendanitra+ efajato ho an’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana ho an’ny harato tsirairay mba handrakotra ny loha andry boribory roa, izay teo ambonin’ireo andry;+

  • Jeremia 52:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Enina amby sivifolo ny isan’ny ampongabendanitra teo amin’ireo lafiny. Zato mantsy ny ampongabendanitra rehetra teo amin’ilay harato manodidina ny andry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara