FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nifoha maraina i Abrahama ka naka mofo sy siny hoditra feno rano. Dia nomeny an’i Hagara izany,+ ka napetrany teo an-tsorony. Ary nomeny azy koa ny zaza,+ ka nalefany nandeha ravehivavy. Dia lasa i Hagara ka nirenireny tany an-tany efitr’i Beri-sheba.+

  • 2 Samoela 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hafindra hiala amin’ny taranak’i Saoly ny fanjakana, ka hatao mafy orina ny seza fiandrianan’i Davida eo amin’ny Israely sy Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara