1 Mpanjaka 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Toy ny sakan’ny felatanana*+ ny hatevin’ilay ranomasina, ary natao sahala amin’ny molotry ny kaopy ny molony, tahaka ny felana+ lisy. Rano roa arivo bata*+ no natao tao anatiny.+
26 Toy ny sakan’ny felatanana*+ ny hatevin’ilay ranomasina, ary natao sahala amin’ny molotry ny kaopy ny molony, tahaka ny felana+ lisy. Rano roa arivo bata*+ no natao tao anatiny.+