Josoa 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nahazo anjara folo i Manase, ankoatra ny faritr’i Gileada sy Basana, izay eny ampitan’ny Reniranon’i Jordana,+ Josoa 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny sisin-tanin’i Manase dia nanomboka teo Asera ka hatrany Mikmeta+ tandrifin’i Sekema,+ ka nitohy niankavanana hatrany amin’ny faritra misy ny mponin’i En-Tapoa. 2 Tantara 30:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisy nanetry tena+ ihany kosa ny olona sasany+ tamin’ny fokon’i Asera sy Manase ary Zebolona, ka tonga tany Jerosalema.
5 Ary nahazo anjara folo i Manase, ankoatra ny faritr’i Gileada sy Basana, izay eny ampitan’ny Reniranon’i Jordana,+
7 Ary ny sisin-tanin’i Manase dia nanomboka teo Asera ka hatrany Mikmeta+ tandrifin’i Sekema,+ ka nitohy niankavanana hatrany amin’ny faritra misy ny mponin’i En-Tapoa.
11 Nisy nanetry tena+ ihany kosa ny olona sasany+ tamin’ny fokon’i Asera sy Manase ary Zebolona, ka tonga tany Jerosalema.