7 Koa nohamasinin’izy ireo i Kedesy+ any Galilia any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Naftaly, sy Sekema+ any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary Kiriata-arba,+ izany hoe Hebrona, any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda.
24Dia novorin’i Josoa tao Sekema+ ny foko rehetran’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’ny Israely+ sy ny mpitsarany ary ny mpiadidiny. Koa nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra ireo.+
67 Koa nomena azy ny tanàna fialokalofana, dia i Sekema+ sy ny kijanany eny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, ary koa Gazera+ sy ny kijanany,