Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+ Ezra 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa aoka ianareo hibaboka+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy izay sitrany+ ary misaraha amin’ireo mponina manodidina sy ireo vehivavy hafa firenena vadinareo.”+
40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+
11 Koa aoka ianareo hibaboka+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy izay sitrany+ ary misaraha amin’ireo mponina manodidina sy ireo vehivavy hafa firenena vadinareo.”+