Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+ Josoa 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Josoa tamin’i Akana: “Miangavy anao aho, anaka, mba hanome voninahitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ ka hibaboka aminy.+ Lazao amiko+ re izay nataonao, fa aza afenina+ ahy e!” Salamo 32:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela. Ohabolana 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+
40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+
19 Ary hoy i Josoa tamin’i Akana: “Miangavy anao aho, anaka, mba hanome voninahitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ ka hibaboka aminy.+ Lazao amiko+ re izay nataonao, fa aza afenina+ ahy e!”
5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.
13 Izay nandika lalàna ka manarontsarona ny nataony dia tsy hahomby,+ fa izay miaiky heloka sy miala amin’izany kosa no hamindrana fo.+