Nehemia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hitako fa tsy nomena ny anjaran’ny+ Levita, ka nandositra tany amin’ny sahany avy ny Levita sy ny mpihira, izay nanao ny asa.+ 1 Korintianina 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra?
10 Ary hitako fa tsy nomena ny anjaran’ny+ Levita, ka nandositra tany amin’ny sahany avy ny Levita sy ny mpihira, izay nanao ny asa.+
9 Fa izao no voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy: “Aza asiana fehivava ny omby miasa eny am-pamoloana.”+ Ny omby ve no ahin’Andriamanitra?