1 Mpanjaka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy. 2 Tantara 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany, tao amin’ny efitra anatiny indrindra+ amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra,+ teo ambany elatr’ireo kerobima.+
38 Ary tamin’ny volana Bola, izany hoe ny volana fahavalo, tamin’ny taona fahiraika ambin’ny folo no nahavitana ilay trano+ araka ny tsipiriany rehetra sy araka ilay planina+ manontolo. Fito taona, araka izany, no nanaovany azy.
7 Dia nentin’ny mpisorona ilay Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah, ka nataony teo amin’ny toerany, tao amin’ny efitra anatiny indrindra+ amin’ilay trano, tao amin’ny Masina Indrindra,+ teo ambany elatr’ireo kerobima.+