FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy ampy anareo angaha ny nanavahan’Andriamanitry ny Israely anareo tamin’ny vahoakan’Israely? Efa navahany+ mantsy ianareo mba haseho eo anatrehany, hanaovanareo ny fanompoana momba ny tranolain’i Jehovah, sy hijoroanareo eo anatrehan’ny vahoaka mba hanompo azy.+

  • Salamo 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manompoa an’i Jehovah amin-tahotra,+

      Ary mifalia, nefa koa mangovita.+

  • Salamo 100:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manompoa an’i Jehovah amim-pifaliana.+

      Mankanesa eo anatrehany amim-pihobiana.+

  • Titosy 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Paoly, mpanompon’Andriamanitra+ sady apostolin’i+ Jesosy Kristy, araka ny finoan’ny olom-boafidin’Andriamanitra+ sy ny fahalalana marina tsara+ ny fahamarinana,+ izay mifanaraka amin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara