5 “‘Avy eo, dia hovonoina eo anatrehan’i Jehovah ilay vantotr’ombilahy. Ary hatolotr’ireo mpisorona+ zanakalahin’i Arona ny ra, ka hafafiny eo amin’ireo lafin’ilay alitara+ izay eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.
22 Koa novonoina+ ny omby, ary nalain’ireo mpisorona ny ra+ ka nafafiny+ teo amin’ny alitara. Novonoin’izy ireo koa ny ondrilahy+ ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.+ Dia novonoiny koa ny ondrilahy kely ary nafafiny teo amin’ny alitara ny ra.