2 Tantara 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia natao ny fanomanana,+ ka samy nijoro+ teo amin’ny toerany avy+ ny mpisorona, ary ny Levita kosa teo amin’ny fizarana+ nisy azy avy, araka ny didin’ny mpanjaka.+
10 Dia natao ny fanomanana,+ ka samy nijoro+ teo amin’ny toerany avy+ ny mpisorona, ary ny Levita kosa teo amin’ny fizarana+ nisy azy avy, araka ny didin’ny mpanjaka.+