FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Iza no tsy hatahotra anao,+ ry Mpanjakan’ireo firenena+ ô? Fa ianao no mendrika hatahorana. Tsy misy toa anao mihitsy eo amin’ny olon-kendry rehetra eo amin’ireo firenena, ary tsy misy toa anao koa eo amin’ny fanjakany rehetra.+

  • Apokalypsy 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nanao tamin’ny feo mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra+ ka omeo voninahitra izy,+ satria tonga ny ora fitsarany.+ Koa mivavaha amin’Ilay nanao+ ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara