Joba 37:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa aoka hatahotra azy ny olona,+Fa tsy mijery an’izay mihevi-tena ho hendry izy.”+ Lioka 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy. Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+
5 Fa hatoroko anareo kosa izay tokony hatahoranareo: Matahora+ an’ilay manana fahefana hanipy any amin’ny Gehena*+ rehefa avy namono ho faty. Eny, hoy aho aminareo, matahora+ Azy.
4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+