Eksodosy 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia ataovy eo ambonin’ilay latabatra eo anatrehako mandrakariva ny mofo aseho.+ Levitikosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Isaky ny sabata no handaharany ny mofo eo anatrehan’i Jehovah.+ Fifanekena ataoko amin’ny zanak’Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra izany. Matio 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ary nihinana ny mofo atolotra+ izy ireo. Tsy nahazo+ nihinana izany anefa izy na izay niaraka taminy, fa ny mpisorona ihany no nahazo nihinana.+
8 Isaky ny sabata no handaharany ny mofo eo anatrehan’i Jehovah.+ Fifanekena ataoko amin’ny zanak’Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.
4 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ary nihinana ny mofo atolotra+ izy ireo. Tsy nahazo+ nihinana izany anefa izy na izay niaraka taminy, fa ny mpisorona ihany no nahazo nihinana.+