Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka anefa izy tsy hampitombo ny isan’ny soavaliny,+ na hampiverina ny olona ho any Ejipta mba hahazoana soavaly maro.+ Efa niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony.’ 2 Tantara 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahazo soavaly nohafarana avy tany Ejipta i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy ny andian-tsoavaly araka izay vidiny.+
16 Aoka anefa izy tsy hampitombo ny isan’ny soavaliny,+ na hampiverina ny olona ho any Ejipta mba hahazoana soavaly maro.+ Efa niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony.’
16 Nahazo soavaly nohafarana avy tany Ejipta i Solomona,+ ka ny mpandraharahan’ny mpanjaka no nasaina nividy ny andian-tsoavaly araka izay vidiny.+