FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Raha mivoaka hiady amin’ny fahavalonao ianao, ka mahita soavaly sy kalesin’ady+ ary vahoaka maro noho ianao, dia aza matahotra azy. Momba anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+

  • 2 Samoela 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary i Davida nahazo babo avy taminy, dia mpitaingin-tsoavaly fitonjato sy arivo, sy lehilahy roa alina nandeha an-tongotra.+ Dia notapahin’i Davida ny hoza-tongotry+ ny soavaly+ rehetra mpitarika kalesy, fa soavaly zato sisa no tsy nataony na inona na inona.

  • Salamo 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+

      Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+

  • Ohabolana 21:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara