Deoteronomia 17:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka anefa izy tsy hampitombo ny isan’ny soavaliny,+ na hampiverina ny olona ho any Ejipta mba hahazoana soavaly maro.+ Efa niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony.’ Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+ Salamo 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy azo antenaina hahazoana famonjena ny soavaly,+Sady tsy mahavonjy na dia matanjaka be aza.+
16 Aoka anefa izy tsy hampitombo ny isan’ny soavaliny,+ na hampiverina ny olona ho any Ejipta mba hahazoana soavaly maro.+ Efa niteny taminareo mantsy i Jehovah hoe: ‘Aza miverina amin’io lalana io intsony.’
7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+