-
1 Mpanjaka 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ny mpanompoko mihitsy no hampidina izany avy any Libanona+ ho any an-dranomasina. Ary hatambatro ho zahatra ny hazo ka halefako eny an-dranomasina hatrany amin’izay toerana holazainao amiko.+ Any no hasaiko hoborahina izany, ary ianao no hitatitra izany. Ary ianao kosa hanao izay mahafinaritra ahy, ka hanome sakafo ho an’ny ankohonako.”+
-