2 Samoela 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny+ foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+ 1 Mpanjaka 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah i Solomona, ka tsy nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo, tsy mba hoatran’i Davida rainy.+ 1 Mpanjaka 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandeha tamin’ny fahotana rehetra efa nataon-drainy talohany i Abiama. Ary tsy nifikitra tanteraka tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony,+ tsy mba hoatran’ny fon’i Davida razambeny.+
15 Dia nanjaka teo amin’ny Israely rehetra i Davida,+ ka namoaka didim-pitsarana sy nampihatra ny rariny+ foana teo amin’ny vahoakany manontolo.+
6 Ary nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah i Solomona, ka tsy nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo, tsy mba hoatran’i Davida rainy.+
3 Nandeha tamin’ny fahotana rehetra efa nataon-drainy talohany i Abiama. Ary tsy nifikitra tanteraka tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony,+ tsy mba hoatran’ny fon’i Davida razambeny.+