Nehemia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka aho hahazo sitraka aminao+ noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+ Nehemia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina+ ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehoko momba ny tranonao+ sy ny fanompoana natao tao. Nehemia 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+
19 “Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka aho hahazo sitraka aminao+ noho izay rehetra nataoko ho an’ity vahoaka ity.”+
14 Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, noho izany zavatra izany. Ary aza hadinoina+ ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehoko momba ny tranonao+ sy ny fanompoana natao tao.
31 Nalamiko koa ny famatsiana kitay+ amin’ny fotoana voatondro sy ny voaloham-bokatra. Mba tsarovy aho,+ ry Andriamanitro ô, ka aoka hahazo sitraka aminao.+