Mpitsara 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ‘Ozòny+ i Meroza’, hoy ilay anjelin’i Jehovah,+‘Ozòny tsy misy farany ny mponina ao,Satria tsy mba tonga nanampy an’i Jehovah,Tsy niaraka tamin’ireo olo-mahery mba hanampy an’i Jehovah.’ Lioka 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa izay tsy momba ahy dia manohitra ahy, ary izay tsy miara-manangona amiko, dia manaparitaka.+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+
23 ‘Ozòny+ i Meroza’, hoy ilay anjelin’i Jehovah,+‘Ozòny tsy misy farany ny mponina ao,Satria tsy mba tonga nanampy an’i Jehovah,Tsy niaraka tamin’ireo olo-mahery mba hanampy an’i Jehovah.’
17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+