FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nosoratan’i Mosesy ity lalàna ity,+ ka nomeny ny mpisorona taranak’i Levy,+ mpilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mbamin’ny anti-panahy rehetran’ny Israely.

  • Josoa 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+

  • 1 Mpanjaka 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ankatoavy i Jehovah Andriamanitrao ka mandehana amin’ny lalana atorony,+ ary tandremo ny lalàny sy ny didiny sy ny didim-pitsarany+ ary ny fampahatsiahivany, araka izay voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy.+ Amin’izay dia ho malina ianao amin’izay rehetra hataonao sy any amin’izay rehetra halehanao,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara