Josoa 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nijoro teo afovoan’i+ Jordana ny mpisorona nilanja an’ilay Vata, mandra-pahavitan’ny zava-drehetra nasain’i Jehovah nolazain’i Josoa tamin’ny vahoaka, araka izay rehetra nandidian’i Mosesy an’i Josoa.+ Dia niampita haingana+ ny vahoaka.
10 Ary nijoro teo afovoan’i+ Jordana ny mpisorona nilanja an’ilay Vata, mandra-pahavitan’ny zava-drehetra nasain’i Jehovah nolazain’i Josoa tamin’ny vahoaka, araka izay rehetra nandidian’i Mosesy an’i Josoa.+ Dia niampita haingana+ ny vahoaka.