Nehemia 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hitako fa tsy nomena ny anjaran’ny+ Levita, ka nandositra tany amin’ny sahany avy ny Levita sy ny mpihira, izay nanao ny asa.+ Nehemia 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nomeko tsiny+ ny solontenam-panjakana+ hoe: “Nahoana no dia natao tsirambina ny tranon’Andriamanitra?”+ Dia novoriko ny Levita ka nasaiko nijoro teo amin’ny toerany avy.
10 Ary hitako fa tsy nomena ny anjaran’ny+ Levita, ka nandositra tany amin’ny sahany avy ny Levita sy ny mpihira, izay nanao ny asa.+
11 Koa nomeko tsiny+ ny solontenam-panjakana+ hoe: “Nahoana no dia natao tsirambina ny tranon’Andriamanitra?”+ Dia novoriko ny Levita ka nasaiko nijoro teo amin’ny toerany avy.