31 Dia nentiko niakatra teny ambony manda ny andrianan’ny+ Joda. Ary nanendry antoko mpihira+ roa mpanao hira fisaorana aho ary koa filaharam-be nanaraka azy ireo. Koa nandeha niankavanana teo ambony manda ny antokony iray, nankany amin’ny Vavahadin’ny Antontan-davenona.+