-
1 Tantara 28:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Ary novorin’i Davida tao Jerosalema daholo ny andrianan’ny+ Israely, dia ny andrianan’ireo+ foko, sy ny lehiben’ireo+ antoko-miaramila nanompo ny mpanjaka, sy ny lehiben’ny arivo,+ sy ny lehiben’ny zato,+ mbamin’ny mpiandraikitra ny fananana+ sy biby fiompy+ rehetra izay an’ny mpanjaka sy ny zanany.+ Novoriny teo koa ny tandapa+ sy ny lehilahy mahery,+ ary ny lehilahy rehetra matanjaka sy mahery fo.
-
-
Nehemia 9:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 “Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, ry Andriamanitra lehibe+ sy mahery+ ary mendrika hatahorana,+ izay manaja fifanekena+ sy maneho hatsaram-panahy feno fitiavana!+ Aza atao tsinontsinona+ re ny fahoriana rehetra nanjo anay+ sy ny mpanjakanay+ sy ny andriananay+ sy ny mpisoronay+ sy ny mpaminaninay+ sy ny razanay+ ary ny olonao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asyria ka mandraka androany.+
-