FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 81:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 81 Mihobia an’Andriamanitra fa izy no herintsika,+

      Manaova horakora-pandresena ho an’Andriamanitr’i Jakoba.+

  • Salamo 100:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 100 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+

  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona, fa Ilay Masin’ny Israely dia lehibe eo anivonareo.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara