Salamo 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+ Matio 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+
3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+
32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+