FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘Koa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Efa niteny tokoa aho hoe: Handeha eo anatrehako mandritra ny fotoana tsy voafetra ny ankohonanao sy ny ankohonan’ny razambenao.”+ Fa izao kosa no tenin’i Jehovah ankehitriny: “Sanatria ahy izany! Fa izay manome voninahitra ahy+ no homeko voninahitra,+ ary izay maniratsira ahy kosa hatao tsinontsinona.”+

  • Zefania 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hamely an’izay rehetra mampahory anao aho, amin’izany fotoana izany.+ Dia hovonjeko ilay vahoaka mikotringa,+ ary hangoniko ilay naparitaka.+ Hataoko izay hahatonga azy hitondra fiderana sy hahazo laza tsara, manerana ilay tany nanalam-baraka azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara