FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Hovonjenao ny manetry tena,+

      Ary manohitra ny mpirehareha ny masonao, mba hampietrenao azy.+

  • Salamo 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hovonjenao ny ory,+

      Ary haetrinao kosa ny maso miandranandrana.+

  • Ohabolana 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Horavan’i Jehovah ny tranon’izay manandra-tena,+ fa hataony mafy orina kosa ny fetra mamaritra ny tanin’ny mpitondratena.+

  • Isaia 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+

  • Daniela 4:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara