1 Samoela 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary rehefa ho faty izy, dia hoy ireo vehivavy nijoro teo akaikiny: “Aza matahotra fa tera-dahy ianao.”+ Tsy namaly anefa izy, sady tsy nahoany akory izany tao am-pony tao. Salamo 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+ Mpitoriteny 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany.+ Tsy misy anjarany intsony amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro.+ Isaia 63:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa ianao no Rainay.+ Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay ary na tsy fantatr’i Israely aza, dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+
20 Ary rehefa ho faty izy, dia hoy ireo vehivavy nijoro teo akaikiny: “Aza matahotra fa tera-dahy ianao.”+ Tsy namaly anefa izy, sady tsy nahoany akory izany tao am-pony tao.
6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+
6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany.+ Tsy misy anjarany intsony amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro.+
16 Fa ianao no Rainay.+ Na tsy fantatr’i Abrahama aza izahay ary na tsy fantatr’i Israely aza, dia ianao no Rainay, Jehovah ô! Ianao no Mpanavotra anay hatrizay hatrizay, ary izany no anaranao.+