-
Mpitoriteny 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hitako ny asa rehetra nataon’Andriamanitra.+ Hitako koa fa tsy ho vitan’ny olombelona ny hamantatra ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro.+ Na miezaka mafy toy inona aza izy mba hitady izany, dia tsy hahita.+ Ary na dia hilaza aza izy fa manana ny fahendrena ilaina mba hahalalana izany,+ dia mbola tsy hahafantatra ihany.+
-