Salamo 94:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hatsingeriny eo an-dohan’ireny ny ratsy nataony,+Ary ny haratsian’ireny ihany no handringanany azy.+Haringan’i Jehovah Andriamanitsika tokoa ireny.+ Isaia 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+
23 Koa hatsingeriny eo an-dohan’ireny ny ratsy nataony,+Ary ny haratsian’ireny ihany no handringanany azy.+Haringan’i Jehovah Andriamanitsika tokoa ireny.+