Salamo 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+ Salamo 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izany rehetra izany no nataonao, nefa nangina ihany aho.+Nihevitra ianao fa hanjary hitovy aminao tokoa aho.+Hananatra anao aho,+ ary handahatra izany rehetra izany eo imasonao.+ Salamo 83:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 83 Aza mangina fotsiny, Andriamanitra ô!+Aza mangina tsy miteny, na mijery fotsiny, Andriamanitra ô!+
28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+
21 Izany rehetra izany no nataonao, nefa nangina ihany aho.+Nihevitra ianao fa hanjary hitovy aminao tokoa aho.+Hananatra anao aho,+ ary handahatra izany rehetra izany eo imasonao.+
83 Aza mangina fotsiny, Andriamanitra ô!+Aza mangina tsy miteny, na mijery fotsiny, Andriamanitra ô!+