4 Sa hamavoinao ny harenan’ny hatsaram-panahiny+ sy ny fandeferany+ ary ny fahari-pony,+ satria tsy fantatrao fa mitarika anao hibebaka+ ny hatsaram-panahiny?
9 Tsy mba ela i Jehovah raha ny amin’ny fampanantenany,+ araka izay heverin’ny sasany ho fahelana, fa manam-paharetana aminareo izy, satria tsy tiany hisy ho ringana fa mba ho tonga amin’ny fibebahana+ kosa ny rehetra.