Joba 42:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary i Jehovah nitahy+ ny niafaran’ny fiainan’i Joba mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Koa nanjary nanana ondry efatra arivo sy iray alina, sy rameva enina arivo, sy omby roa arivo ary ampondravavy arivo izy. Joba 42:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Taorian’izany, dia mbola velona efapolo amby zato taona i Joba+ ka nahita ny zanany sy ny zafikeliny,+ hatramin’ny taranaka fahefatra. Ohabolana 28:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay mitarika ny olo-mahitsy hanaraka lalan-dratsy+ dia hilatsaka ao amin’ny lavaka nataony ihany,+ fa ny tsy manan-tsiny kosa hahazo zava-tsoa.+ Isaia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny oloko hipetraka ao amin’ny fonenana anjakan’ny fiadanana, sy ao amin’ny toerana tsy ananana ahiahy tanteraka, ary ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tsy misy manelingelina.+
12 Ary i Jehovah nitahy+ ny niafaran’ny fiainan’i Joba mihoatra noho ny tamin’ny voalohany.+ Koa nanjary nanana ondry efatra arivo sy iray alina, sy rameva enina arivo, sy omby roa arivo ary ampondravavy arivo izy.
16 Taorian’izany, dia mbola velona efapolo amby zato taona i Joba+ ka nahita ny zanany sy ny zafikeliny,+ hatramin’ny taranaka fahefatra.
10 Izay mitarika ny olo-mahitsy hanaraka lalan-dratsy+ dia hilatsaka ao amin’ny lavaka nataony ihany,+ fa ny tsy manan-tsiny kosa hahazo zava-tsoa.+
18 Ny oloko hipetraka ao amin’ny fonenana anjakan’ny fiadanana, sy ao amin’ny toerana tsy ananana ahiahy tanteraka, ary ao amin’ny toeram-pialan-tsasatra tsy misy manelingelina.+