Salamo 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sao hilaza ny fahavaloko hoe: “Naharesy azy aho!”Ary sao hifaly izy satria lasa mangozohozo aho.+ Salamo 35:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+
24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+