Salamo 25:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitro ô, ianao no itokisako,+Enga anie ka tsy hitsanga-menatra aho!Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+ Salamo 35:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+ Salamo 38:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hoy aho: “Raha tsy namaly ianao, dia ho nifaly tamin’ny fahavoazako ireny.+Ary raha nangozohozo ny tongotro,+ dia ho nirehareha nanohitra ahy tokoa ireny.”+ Fitomaniana 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+
2 Andriamanitro ô, ianao no itokisako,+Enga anie ka tsy hitsanga-menatra aho!Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ny fahavaloko.+
19 Aoka tsy ho faly amin’ny fahavoazako ireo mitsangana ho fahavaloko tsy amin’antony.+Aoka tsy hifanao pimaso ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+
16 Fa hoy aho: “Raha tsy namaly ianao, dia ho nifaly tamin’ny fahavoazako ireny.+Ary raha nangozohozo ny tongotro,+ dia ho nirehareha nanohitra ahy tokoa ireny.”+
16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+