FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+

      Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+

      Sy ny tsy fivadihako+ aminao.

  • Salamo 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tsarao aho+ Jehovah ô, fa tsy mivadika aho.+

      I Jehovah no itokisako, ka tsy hangozohozo aho.+

  • Salamo 96:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Eo anatrehan’i Jehovah. Fa tonga izy,+

      Eny, tonga hitsara ny tany izy.+

      Hitsara ny tany lonaka araka ny rariny izy,+

      Ary hitsara ny olona araka ny tsy fivadihany.*+

  • Isaia 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa araka ny rariny no hitsarany ny mahantra,+ ary araka ny hitsiny no hananarany ny olona ho tombontsoan’ny mpandefitra eto an-tany. Hikapoka ny tany amin’ny tehin’ny vavany izy,+ ary izay aloaky ny vavany* no hamonoany ny ratsy fanahy ho faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara