2 Mpanjaka 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+ Ohabolana 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy mivadika ny olo-marina,+ ary sambatra izay zanany mandimby azy.+
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+